Entrée mivikiviky (vikiviky)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mavitrika [Rakotosaona 1972]
Définition française aller lestement, rondement [Abinal 1888]
Morphologie 
mivikiviky
nivikiviky
hivikiviky
mivikivikìa

2011/10/26