| Entrée | 1 mivongady |
| Radical | 2 vongady |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|