| Explications en malgache |
3 Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy:
4 Moa handeha ihany iânao rahampitso?
5 Azo ampiarahina amin' ny "ve" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny
6 ve na fonosina ao anatiny sy ny "ve" ny teny fototry ny fanontaniana:
7 Moa ve handeha ihany ianao rahampitso?
8 na
9 Moa handeha ihany ve ianao rahampitso?
10 Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka":
11 Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona aho, ny raharaha arỳ miandry,
12 na manamafy hevitra fotsiny:
13 Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao
[1.1]
|