| Entrée | 1 mombamomba |
| Partie du discours | 2 nom |
| Exemples |
3 Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa.
[2.4#47]
4 Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony. [4.27] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|