| Entrée | 1 mompera |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin' ny Eglizy katolika, raha miteny aminy na miteny azy: Eny, Mompera ~ Tonga teto Mompera anikeheo
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a priest
[1.7] |
| Explications en français |
5 prêtre
[1.8] |
| Anagrammes | 6 mompera, 7 morampe |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|