Entrée mondry
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée mondry
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] bombyx [David 1952 (takila M)]
Vocabulaire  
Citations  

Entrée mondry
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] regain [David 1952 (takila M)]

2017/03/10