Entrée mpamboly (voly)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena [Rajemisa 1985]
Définition française celui qui plante, le jardinier, le cultivateur [Abinal 1888]
Définition française cultivateur [Rajaonarimanana 1995, Boiteau 1997]
Définition française agriculteur [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1Niady hevitra ireto mpamboly indray andro. [FOFAFIPE: Haivola]
2Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [Rakotozafy: Ratsimba]
Citations 

2019/09/11