Entrée mpamendrofendro (fendrofendro)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05