Entrée mpamorona (forona)
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [Rajemisa 1985]

2009/02/26