| Entrée | 1 mpampanoa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1] | 
| Anagrammes | 4 ampañompa, 5 mpampanao, 6 mpampanoa | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |