| Entrée | 1 mpanaratsy |
| Radical | 2 ratsy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Celui qui dénigre, le calomniateur [1.3#516] |
| Exemples |
6 Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo.
[2.508#]
7 Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643#] |
| Anagrammes | 8 mpanaratsy, 9 mpanisatra, 10 mpisatrana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|