Entrée mpanazatra (zatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31