|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mpanazava
Radical  2 zava
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4 celui qui éclaire [1.3#870]
Exemples  5  Masoandro sy volana mpanazava izay maizina. [2.245#]
6  Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587#]
Combinaisons  7 visy mpanazava

Entrée (2/2) 8  Mpanazava
Partie du discours  9  nom propre (organisation)
Explications en français  10 Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes [3.1]
Vocabulaire  11  Organisations

Anagrammes  Mpanazava, mpanazava

Mis à jour le 2026/03/07