Entrée mpandraharaha (raharaha)
Partie du discours nom
Définition française personnel administratif [SLP 1986]
Exemples 
1tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 214]
2Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. [Ravelomanana: Lalana, page 48]
3Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. [Fanjakana: Fifidianana, page 88]
4Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. [SeFaFi , 2007/10/27]

2019/02/26