|
|
|
|

Entrée1  mpangoron-karena
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3 tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13]
Explications en français  4 capitaliste
5 mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13]
Vocabulaire  6  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/09/12