| Entrée | 1 mpanondrana |
| Radical | 2 ondrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
4 exportateur, exportatrice
[1.66.fr#391] |
| Exemples |
5 Indray andro, dia tazany teny an-dranomasina sambo mpanondrana andevo avy any New-York (Amerika.
[2.113#18]
6 Vola be mampilendalenda toy izany ve tsy ho sarotra ny hisakana ny mpitrandraka ala sy ny mpanondrana tsy ho mamba noana. [4.27#2012/05/24] 7 Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503#38] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|