|
|
|
|

Entrée1 mpanova
Radical  2ova
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13]
Explications en français  5 commutateur [1.13]
Exemples  6 Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366#]
Vocabulaire  7 Physique
Tous les mots composés  87 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08