Entrée mpikambana (kambana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anisan' ny antoko na fiombonana iray: Mpikambana amin' ny Fikambanan' ny Poety sy Mpanoratra malagasy izy [Rajemisa 1985]
Traduction française   associé, actionnaire [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2010/08/11