Entrée mpikarama an' ady
Mots élémentaires mpikarama ; ady
Partie du discours locution
Explications en malgache Olona mikarama ho miaramilan' ny tany hafa fa tsy an' ny tanindrazany [1.1]
Explications en français Mercenaire [1.66]

Mis à jour le 2023/09/08