|
|
|
|

Entrée (1/3)1  N  ~  n    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en français  5 
6 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache
7 et la dizième des consonnes. [1.3]
Analogues  8  abidy
Tableaux et planches  9  Les alphabets
Article  10 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/3)11  -n-
Partie du discours  12  particule [Liste complète]
Explications en malgache  13 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na
14 mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny
15 tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy
16 izao izany: atovana amin'ny
17 anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon'
18 olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Entrée (3/3)19  N    
Partie du discours  20  nom (symbole)
Explications en malgache  21 Azôty na nitirôzenina.
22 Singa mietona, fahafito amin'ny
23 fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  24 nitrogen [3.1]
Explications en français  25 azote [3.1]
Vocabulaire  26  Chimie
Tableaux et planches  27  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/17