Entrée nahiny > nahy
Partie du discours participe
Définition malgache Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise done on purpose [Hallanger 1973]
Traduction française fait exprès [Hallanger 1974]
 fait à dessein, prémédité [Rajaonarimanana 1995]
Morphologie 
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahy
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
ho nahy
ho nahiko
ho nahinao
ho nahiny
ho nahintsika
ho nahinay
ho nahinareo
ho nahin'
ho nahin-
ho nahim-
Mots composés, titres, noms 

Entrée nahiny > nahy
Partie du discours nom
Traduction anglaise  [Provincial] the spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [Richardson 1885]

Entrée nahiny > ahina (ahy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
¶ karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [Richardson 1885]
 to be cared for; to be cause for worry [Hallanger 1973]
Traduction française dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [Hallanger 1974]
Morphologie 
ahina
ahiko
ahinao
ahiny
ahintsika
ahinay
ahinareo
ahin'
ahin-
ahim-
ahi-
nahina
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahi-
hahina
hahiko
hahinao
hahiny
hahintsika
hahinay
hahinareo
hahin'
hahin-
hahim-
hahi-
ahio
Exemples 
1Ny tsy ahina no mahafaty. [Dahle: Angano, page 236]
2Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Entrée nahiny > ahika (hika)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina mameno, ampiasaina mba hahafeno [Rajemisa 1985]
Morphologie 
ahika
ahiko
ahikao
ahiny
ahitsika
ahikay
ahikareo
ahik'
ahi-
nahika
nahiko
nahikao
nahiny
nahitsika
nahikay
nahikareo
nahik'
nahi-
hahika
hahiko
hahikao
hahiny
hahitsika
hahikay
hahikareo
hahik'
hahi-