Entrée nahita > mahita (hita)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1]
Explications en anglais To see; to find [1.7]
Explications en français Voir, trouver [1.8]
Morphologie 
Présent : mahita
Passé : nahita
Futur : hahita
Impératif : mahi
Mots composés 
Proverbes 

Entrée nahita > mahità (hita)
Partie du discours impératif du verbe actif mahita [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Entrée nahita > ahitana (hita)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Exemples 
1ahitana Vazimba betsaka. [2.508]
2Ahitana taratra izany ve eto? [2.285]
Morphologie 
Présent : ahitana, ahitako, ahitanao, ahitany, ahitantsika, ahitanay, ahitanareo, ahitan', ahitan-, ahitam-, ahita-
Passé : nahitana, nahitako, nahitanao, nahitany, nahitantsika, nahitanay, nahitanareo, nahitan', nahitan-, nahitam-, nahita-
Futur : hahitana, hahitako, hahitanao, hahitany, hahitantsika, hahitanay, hahitanareo, hahitan', hahitan-, hahitam-, hahita-
Proverbes 

Anagrammes