| Entrée | 1 naikanaika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [1.1] |
| Explications en anglais |
4 jocular pretension of committing a daring act [1.2] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 20 nakanaka |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|