Entrée nangy
Partie du discours nom
Définition malgache Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
¶ Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Morphologie 
nangy
nangiko
nanginao
nanginy
nangintsika
nanginay
nanginareo
nangin'
nangin-
nangim-
Autres orthographes 

Entrée nangy
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Provincial] a provincial word for lasiray [Richardson 1885]

2012/06/05