|
|
|
|

Entrée1  naoty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
4 famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka [1.1]

Anagrammes  5 anito, 6 atony, 7 itano, naoty, 8 natoy, 9 otany, 10 otina, 11 taino, 12 tanio, 13 tiona, 14 toina, 15 tonia

Mis à jour le 2026/02/22