Entrée nety > mety (ety)
Partie du discours adjectif
Explications en anglais Willing; fit, suitable; permitted [1.7]
Explications en français Convenable [1.3, 1.8, 1.5]
 Juste
Qui consent [1.3]
 Permis
Qui convient [1.3, 1.8]
 Qui veut bien [1.8]
Exemples 
1Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [2.4]
2Koa izao no hevitra mety [2.324]
3Fa tsy mety aho, hoy izy [2.48]
Morphologie 
Présent : mety
Passé : nety
Futur : hety
Impératif : meteza
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée nety > etỳ
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais Here fairly close (in sight) [1.7]
Explications en français Ici assez près, visible [1.8]
Exemples 
1Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
2Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
3Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Morphologie 
Présent : etỳ
Passé : tetỳ
Futur : ho etỳ
Impératif : metia
Dérivés 
 
Mots composés 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée nety > ety
Partie du discours Non spécifié
Explications en anglais Primitive root of mety [1.2]
Explications en français Racine de mety [1.3]
Dérivés 

Entrée nety > ety
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
Explications en anglais Narrow, close [1.7]
Explications en français étroit, serré [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes