Entrée ngadona
Partie du discours nom
Définition malgache Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a beating noise, a tremulous noise [Richardson 1885]
 a dull thumping sound [Hallanger 1973]
Définition française bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [Rabemolaly: Fary]

Entrée ngadona
Partie du discours adjectif
Définition malgache fahatongavana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise arrived suddenly [Richardson 1885]
Dérivations 

2019/08/17