| Entrée | 1 ngodona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a hollow sound [1.2] |
| Explications en français |
5 bruit des pas [1.3] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 18 Son |
| Anagrammes | 19 dongona, 20 ngodona |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|