|
|
|
|

Entrée1  ngolingoly
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  ngoly
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Noms :
Explications en malgache  6  [1.1] Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena
Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny
Exemples  7  [2.499#] Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany.

Anagrammes  8  lingolingo, longilongy, ngilongilo, ngolingoly

Mis à jour le 2025/07/29