Entrée ngonona
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
Explications en anglais A low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes ngonongonona

Mis à jour le 2020/07/31