Entrée nifoha > ifohana (foka)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Morphologie 
Présent : ifohana, ifohako, ifohanao, ifohany, ifohantsika, ifohanay, ifohanareo, ifohan', ifohan-, ifoham-, ifoha-
Passé : nifohana, nifohako, nifohanao, nifohany, nifohantsika, nifohanay, nifohanareo, nifohan', nifohan-, nifoham-, nifoha-
Futur : hifohana, hifohako, hifohanao, hifohany, hifohantsika, hifohanay, hifohanareo, hifohan', hifohan-, hifoham-, hifoha-
Impératif : ifohy

Anagrammes 

Entrée nifoha > mifoha (foha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Explications en anglais To wake up, to get out of bed [1.7]
Explications en français S'éveiller, se lever [1.8]
Exemples 
1Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436]
2Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324]
Morphologie 
Présent : mifoha
Passé : nifoha
Futur : hifoha
Impératif : mifohaza
Mots composés 
Analogues  mifohafoha
Proverbes 

Anagrammes