Entrée (1/2) | 1 nify |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy fahatevenana. [1.1] |
Explications en français |
4 mince, peu épais [1.3] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 17 3 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/2) | 18 nify |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1] |
Explications en anglais |
21 a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2] 22 a tooth, esp. a front tooth [1.7] |
Explications en français |
23 dent, surtout les dents antérieures [1.8] |
Exemples |
24 Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary.
[2.4]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 26 29 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
Article | 28 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 29 finy, fiñy, 30 nify |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |