|
|
|
|

Entrée1  njay
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3 Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety:
4 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena:
5 Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay)
6 2) Hampiseho fanenenana:
7 Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1]

Anagrammes  8 anjy, 9 inja, 10 jany, 11 jina, 12 njay, 13 njia

Mis à jour le 2025/11/17