Entrée | njola | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | squint-eyed. [Malay Juling.] [Richardson 1885] | |||
cross-eyed, squint-eyed [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | qui louche [Hallanger 1974] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Dérivations |
| |||
Synonymes | gila | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Citations | Proverbes contenant le mot njola | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |