Entrée noginaika > ginaika (gaika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany
Alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [1.1]
Explications en français Serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [1.3]
Morphologie 
Présent : ginaika, ginaiko, ginaikao, ginaiky, ginaitsika, ginaikay, ginaikareo, ginaik', ginai-
Passé : noginaika, noginaiko, noginaikao, noginaiky, noginaitsika, noginaikay, noginaikareo, noginaik', noginai-
Futur : hoginaika, hoginaiko, hoginaikao, hoginaiky, hoginaitsika, hoginaikay, hoginaikareo, hoginaik', hoginai-
Synonymes voagaika