Entrée norvezianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Norvezy
¶ Momba an' i Norvezy, an' i Norvezy na avy any Norvezy: Anisan' ny nitory ny filazantsara teto ny misionera norvezianina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Norwegian [3.1]
Définition française norvégien, norvégienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: norvégien.
Analogues  Norvezy

2012/12/26