| Entrée | 1 ny ankabeazany |
| Mots élémentaires | 2 ankabeazany |
| Partie du discours | 3 locution |
| Explications en malgache |
4 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 most of, the majority
[1.7] |
| Explications en français |
6 la plupart, la majorité
[1.8] |
| Autres orthographes | 7 ny ankabiazany |
| Analogues | 8 nyankabetsahany, 9 nyankamaroany |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|