Entrée | ny mamerina indroa manana ny antitra | |
Mots élémentaires | mamerina ; indroa ; manana ; antitra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/07/14 |