Entrée oksizenina > oksizena
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
¶ (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [Rajemisa 1985]
 [ oksizenina ] Singa simika [SLP 1986]
Définition française [ oksizenina ] Oxygène [SLP 1986]
Origine Français: oxygène.
Synonymes oksizenina
Analogues  O ~ firaketan'i Mendeleiev