Entrée olombelona (olona, velona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
¶ Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a mortal man; mankind [Hallanger 1973]
Traduction française   homme mortel; l'humanité en général [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/07/26