|
|
|
|

Entrée1  olon-dratsy
Mots élémentaires  2 olona, 3 ratsy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona. [1.1]
Explications en français  6 sujet méchant. [1.3]
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02