|
|
|
|

Entrée1 olon-kendry
Mots élémentaires  2olona, 3hendry
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1]
Exemples  6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293#]
Proverbes  7 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02