Entrée olorana (olotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny fisian' ny tena eo akaikin' ny zavatra iray: Olory ny rindrina fa aza halavitina [1.1]
Morphologie 
Présent : olorana, olorako, oloranao, olorany, olorantsika, oloranay, oloranareo, oloran', oloran-, oloram-, olora-
Passé : nolorana, nolorako, noloranao, nolorany, nolorantsika, noloranay, noloranareo, noloran', noloran-, noloram-, nolora-
Futur : holorana, holorako, holoranao, holorany, holorantsika, holoranay, holoranareo, holoran', holoran-, holoram-, holora-
Impératif : olory
Synonymes olorina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05