Entrée ombana (omba)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be accompanied by, to be associated with. [Richardson 1885]
 to be covered, to be protected [Hallanger 1973]
Définition française qu'on couvre, qu'on protège [Hallanger 1974]
Morphologie 
ombana
ombako
ombanao
ombany
ombantsika
ombanay
ombanareo
omban'
omban-
ombam-
omba-
nombana
nombako
nombanao
nombany
nombantsika
nombanay
nombanareo
nomban'
nomban-
nombam-
nomba-
hombana
hombako
hombanao
hombany
hombantsika
hombanay
hombanareo
homban'
homban-
hombam-
homba-
ombao, ombay
Mots composés, titres, noms 
Exemples Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [FOFAFIPE: Tongavola, page 3]
Citations 

2019/01/20