Entrée | ongahana (ongaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ingaina, faohina, paohina:
Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |