Entrée ononina (onona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tonena, lefahana: Onony ny hatezerana ka aza avela ho tratran' ny andro maraina [1.1]
Explications en anglais To be condoled with, to be soothed. [1.2]
 To be comforted [1.7]
Explications en français Qu'on calme, qu'on apaise [1.3]
 Qu'on console [1.8]
Morphologie 
Présent : ononina, ononiko, ononinao, ononiny, ononintsika, ononinay, ononinareo, ononin', ononin-, ononim-, ononi-
Passé : nononina, nononiko, nononinao, nononiny, nononintsika, nononinay, nononinareo, nononin', nononin-, nononim-, nononi-
Futur : hononina, hononiko, hononinao, hononiny, hononintsika, hononinay, hononinareo, hononin', hononin-, hononim-, hononi-
Impératif : onony

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20