Entrée | 1 otronina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 otrona |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be escorted |
Explications en français |
10 [1.8] qu'on escorte |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot otronina |
Anagrammes | 12 anotrony, irontona, naonitro, natorony, nionotra, niorotan, norantoi, noraotin, noroatin, norotany, notinora, notorani, notorina, otronina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |