Entrée ovoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry
Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1]
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31