| Entrée | 1 pahina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
4 Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1] |
| Explications en anglais |
5 dim (of the eyes)
[1.7] |
| Explications en français |
6 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche.
[1.3#475] 7 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8] |
| Exemples |
8 Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao!
[2.528#]
9 Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 16 Santé |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|