Entrée paohina (paoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely
Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano [1.1]
Explications en anglais To be snatched, to be carried off [1.7]
Explications en français Qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison) [1.3]
 Qu'on saisit, qu'on emporte [1.8]
Morphologie 
Présent : paohina, paohiko, paohinao, paohiny, paohintsika, paohinay, paohinareo, paohin', paohin-, paohim-, paohi-
Passé : nopaohina, nopaohiko, nopaohinao, nopaohiny, nopaohintsika, nopaohinay, nopaohinareo, nopaohin', nopaohin-, nopaohim-, nopaohi-
Futur : hopaohina, hopaohiko, hopaohinao, hopaohiny, hopaohintsika, hopaohinay, hopaohinareo, hopaohin', hopaohin-, hopaohim-, hopaohi-
Impératif : paohy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20